Porofo tsotra (Charly Rakotoarimanga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nifanaiky izany isika e hikambana tononkira.serasera.org ho doria
Fa ny akany ho paradisa hotobahana fitia
Rotsirotsy sangisangy lalao sy angolangola
Izay no hasambarana irariako tsy ho tola

Porofo tsotra loatra ny resaka efa vita
Tsy omaly f’androany no niarahana nahita
Iloka e, sitrako e, mamiko irony
Kajio ny fitia, kajio tsy hitrosina
Ataoko fa tomombana feno kwps amby izay
Ka qvppyo sahia izay ho sahy gzwa fa hiombona izahay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Charly Rakotoarimanga
Hits : 1487
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 26/08/2018 12:18
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.089