Ampidiro aloha ny tenimiafina
Miverena (Charly Rakotoarimanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
“Miverena ianao miverena ianao
Hoy ny antsoko
Miverena ianao miverena ianao
Hoy ny antsoko”
Dia lasa tokoa ianao
Nandao ilay dina natao
Hametraka itony veloma
Handositra ilay olo-tiana
Mahantra aho raha toa eecjnfy lasa ianao
Kamboty aho hatramin’izao
Antsoiko eto ianao hoe :
Tsy an-tery anefa izao
Na hgwertnx hoe ditra natao
Fa teny ieràna natao
Teo imason’ireo havanao
Tsy menatra ve ianao
Handositra fotsiny izao
Antsoiko eto ianao hoe :
Ry tiana izay tiako taloha
Ry tiana izay mamin’ny lcaqewdu fo
Tsy foiko anie ianao
Hanosy ilay dina natao
Miverena ianao sombiniaiko
Miverena tononkira.serasera.org ianao ry aiko
Antsoiko farany eto ianao
Hoy ny antsoko
Miverena ianao miverena ianao
Hoy ny antsoko”
Dia lasa tokoa ianao
Nandao ilay dina natao
Hametraka itony veloma
Handositra ilay olo-tiana
Mahantra aho raha toa eecjnfy lasa ianao
Kamboty aho hatramin’izao
Antsoiko eto ianao hoe :
Tsy an-tery anefa izao
Na hgwertnx hoe ditra natao
Fa teny ieràna natao
Teo imason’ireo havanao
Tsy menatra ve ianao
Handositra fotsiny izao
Antsoiko eto ianao hoe :
Ry tiana izay tiako taloha
Ry tiana izay mamin’ny lcaqewdu fo
Tsy foiko anie ianao
Hanosy ilay dina natao
Miverena ianao sombiniaiko
Miverena tononkira.serasera.org ianao ry aiko
Antsoiko farany eto ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Charly RakotoarimangaVangy : 2448
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 26/08/2018 12:06
