Porofo tsotra (Charly Rakotoarimanga)

https://tononkira.serasera.org/hira/charly-rakotoarimanga/porofo-tsotra

Nifanaiky izany isika e hikambana ho doria
Fa ny akany ho paradisa hotobahana fitia
Rotsirotsy sangisangy lalao sy angolangola
Izay no hasambarana irariako tsy ho tola

Porofo tsotra ltononkira.serasera.orgoatra ny resaka efa vita
Tsy omaly f’androany no niarahana nahita
Iloka e, sitrako e, mamiko irony
Kajio ny fitia, kajio tsy hitrosina
Ataoko fa tomombana feno amby izay
Ka sahia izay ho sahy fa hiombona izahay

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Charly Rakotoarimanga
Mpamaky : 381
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 26/08/2018 10:18:12
ID : 10930

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo