Aza terena (Charly Rakotoarimanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitiavana raha terena
Mandratra fo
Ny fitiavana raha tsy nomena
Manimba loha
F’atao teny ieràna omena
Amin’izay dia hajan’ny tononkira.serasera.org tena
Satria ny fitiavana aina
Avy amin’ny fo sy ny saina
Ny fitiavana raha nomena
An-tsitra-po
Mamiratra toa volamena
Mi
Ny fitiavana anie saro-bidy
Ho rakitra soa ho tadidy
Indrisy vike anefa fa mampahonena
Ny sasany teriterena
Ny ssyac fitiavana
Ry tanora
Nomena
Zava-mora
Atao teny ieràna ho tsara
Amin’izay dia tsara fiafara
Satria ny tso-drano ilaina
Sao dia kztvgeq maningotra ny aina
Mandratra fo
Ny fitiavana raha tsy nomena
Manimba loha
F’atao teny ieràna omena
Amin’izay dia hajan’ny tononkira.serasera.org tena
Satria ny fitiavana aina
Avy amin’ny fo sy ny saina
Ny fitiavana raha nomena
An-tsitra-po
Mamiratra toa volamena
Mi
Ny fitiavana anie saro-bidy
Ho rakitra soa ho tadidy
Indrisy vike anefa fa mampahonena
Ny sasany teriterena
Ny ssyac fitiavana
Ry tanora
Nomena
Zava-mora
Atao teny ieràna ho tsara
Amin’izay dia tsara fiafara
Satria ny tso-drano ilaina
Sao dia kztvgeq maningotra ny aina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Charly RakotoarimangaVangy : 1179
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 26/08/2018 12:16
