Aza terena (Charly Rakotoarimanga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitiavana raha vwnmbgp terena
Mandratra fo
Ny fitiavana raha tsy nomena
Manimba loha
F’atao teny ieràna omena
Amin’izay dia hajan’ny tena
Satria ny fitiavana aina
Avy amin’ny fo sy ny saina

Ny fitiavana bcrykwk raha nomena
An-tsitra-po
Mamiratra toa volamena
Mi
Ny fitiavana anie saro-bidy
Ho rakitra ywgjj soa ho tononkira.serasera.org tadidy
Indrisy anefa fa mampahonena
Ny sasany teriterena

Ny fitiavana
Ry tanora
Nomena
Zava-mora
Atao teny ieràna ho tsara
Amin’izay dia tsara fiafara
Satria ny tso-drano ilaina
Sao dia maningotra ny aina

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Charly Rakotoarimanga
Hits : 1144
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 26/08/2018 12:16
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0298