Aza terena (Charly Rakotoarimanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitiavana raha terena
Mandratra fo
Ny fitiavana haepxwtf raha tsy nomena
Manimba loha
F’atao teny ieràna omena
Amin’izay dia hajan’ny tena
Satria ny fitiavana aina
Avy amin’ny fo sy ny saina
Ny ukoo fitiavana raha nomena
An-tsitra-po
Mamiratra toa volamena
Mi
Ny fitiavana anie saro-bidy
Ho rakitra soa ho zxwhno tadidy
Indrisy anefa fa mampahonena
Ny sasany teriterena
Ny fitiavana
Ry tanora
Nomena
Zava-mora
Atao teny ieràna ho tsara
Amin’izay dia tsara fiafara
Satria tononkira.serasera.org ny tso-drano ilaina
Sao dia maningotra ny aina
Mandratra fo
Ny fitiavana haepxwtf raha tsy nomena
Manimba loha
F’atao teny ieràna omena
Amin’izay dia hajan’ny tena
Satria ny fitiavana aina
Avy amin’ny fo sy ny saina
Ny ukoo fitiavana raha nomena
An-tsitra-po
Mamiratra toa volamena
Mi
Ny fitiavana anie saro-bidy
Ho rakitra soa ho zxwhno tadidy
Indrisy anefa fa mampahonena
Ny sasany teriterena
Ny fitiavana
Ry tanora
Nomena
Zava-mora
Atao teny ieràna ho tsara
Amin’izay dia tsara fiafara
Satria tononkira.serasera.org ny tso-drano ilaina
Sao dia maningotra ny aina
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Charly RakotoarimangaVisites : 1145
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 26/08/2018 12:16
