Voady Mandrakizay (CFF (Chorale Foibe FPVM Taninanandrano))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anao ry Ray ny tononkira.serasera.org dera voninahitra mandrakizay
Mahery sy masina ambony indrindra Ianao ry Mpanjakanay
Indreto ekdl izahay nandre ny antsonao
Vonona hanompo anao ampombay
Ampombay anay ry Ray (ilay Fanahy)
Ilay Fanahy Masinao (ho tafaray)
Ka ho tafaray indray ny any an-danitra sy izao asa izao
Raha maniraka lanao (mazoto hatrany)
Tsy handa Anao izahay (am-paran'ny tany)
Na aiza na aiza no haleha dia manaiky anao Tompo lehibe
Fa fifaliana ho anay ny midera Anao ry Ray
Fa tena tsara ny famindram-ponao
lzao no voady atolotray Anao
Raha mbola velona aho hanompo Anao
Fa fifaliana ho anay ny midera Anao ry Ray
Fa tena tsara ny famindram-ponao
Izao no voady atolotray Anao
Mandrakizay ny fitiavako Anao
Anao ry Ray... Tsy handa Anao izahay (am-paran'ny tany)
Na aiza na aiza no haleha dia manaiky niqf anao hampandresy anay
Hosana ! Haleloia ! Amen mkdeme !

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CFF (Chorale Foibe FPVM Taninanandrano)Vangy : 366
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nasnas
Daty : 01/06/2025 12:04