Voady Mandrakizay (CFF (Chorale Foibe FPVM Taninanandrano))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anao ry Ray ny xojuqea dera voninahitra mandrakizay
Mahery sy masina ambony indrindra Ianao ry Mpanjakanay
Indreto izahay nandre ny antsonao
Vonona hanompo anao ampombay
Ampombay anay ry Ray (ilay Fanahy)
Ilay Fanahy Masinao (ho tafaray)
Ka ho tafaray indray ny any an-danitra tononkira.serasera.org sy izao asa izao
Raha maniraka lanao (mazoto hatrany)
Tsy handa Anao izahay (am-paran'ny tany)
Na aiza na aiza no haleha dia manaiky anao Tompo lehibe
Fa fifaliana ho anay ny midera Anao ry Ray
Fa tena tsara ny famindram-ponao
lzao no voady atolotray Anao
Raha mbola afturq velona aho hanompo Anao
Fa fifaliana ho anay ny midera Anao ry Ray
Fa tena tsara ny famindram-ponao
Izao no voady atolotray Anao
Mandrakizay ny fitiavako Anao
Anao ry Ray... Tsy handa Anao izahay (am-paran'ny tany)
Na aiza na aiza no haleha dia manaiky anao hampandresy anay
Hosana idvsopab ! Haleloia ! Amen !

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : CFF (Chorale Foibe FPVM Taninanandrano)Visites : 413
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Nasnas
Date : 01/06/2025 12:04