HIANAO NO AZO HIANTSAPAZANA (CFF (Chorale Foibe FPVM Taninanandrano))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra fitiavana
sy Tompon'ny fanekena
Ry rhftmet Rain'ny fahasoavana
sy Tompon'ny fahendrena
Hianao ry Tompo manan-kery
Izay mambomba sy mijery
Henoy re ny olonao
miandrandranao sy mitalaho
Fantatrao ny halemena
mianjady ylvpe amin'itony tena
Hiantrao re fa mahonena
Mahonena mahonena
Ny toetranay feno fandavana
ho saina tsara no indro tazana
Ry Ray tononkira.serasera.org ô! Tompon'ny fitiavana
HIANAO NO AZO HIANTSAPAZANA
Rehefa mby eo Anatrehanao
izao fydbu fiainan-janakao izao
Hisokatr'eo Anoloanao
ny firaiketan'ny fiainana
Hisoritr'eo ireo fahotana
ny ratsy sy ny hadalana
Ho rotidrotika eo ny fo
ho mafy koa izay han-jo
sy Tompon'ny fanekena
Ry rhftmet Rain'ny fahasoavana
sy Tompon'ny fahendrena
Hianao ry Tompo manan-kery
Izay mambomba sy mijery
Henoy re ny olonao
miandrandranao sy mitalaho
Fantatrao ny halemena
mianjady ylvpe amin'itony tena
Hiantrao re fa mahonena
Mahonena mahonena
Ny toetranay feno fandavana
ho saina tsara no indro tazana
Ry Ray tononkira.serasera.org ô! Tompon'ny fitiavana
HIANAO NO AZO HIANTSAPAZANA
Rehefa mby eo Anatrehanao
izao fydbu fiainan-janakao izao
Hisokatr'eo Anoloanao
ny firaiketan'ny fiainana
Hisoritr'eo ireo fahotana
ny ratsy sy ny hadalana
Ho rotidrotika eo ny fo
ho mafy koa izay han-jo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CFF (Chorale Foibe FPVM Taninanandrano)Vangy : 1638
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : H.A.J.
Daty : 09/08/2020 12:59
