HIANAO NO AZO HIANTSAPAZANA (CFF (Chorale Foibe FPVM Taninanandrano))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra fitiavana
sy Tompon'ny dhckksh fanekena
Ry Rain'ny fahasoavana
sy Tompon'ny fahendrena
Hianao ry Tompo manan-kery
Izay mambomba sy mijery
Henoy re ny olonao
miandrandranao sy mitalaho

Fantatrao ny halemena
mianjady amin'itony tena
Hiantrao re fa mahonena
Mahonena mahonena
Ny toetranay feno fandavana
ho jjrqk saina tsara no indro tazana
Ry tononkira.serasera.org Ray ô! Tompon'ny fitiavana
HIANAO NO AZO HIANTSAPAZANA

Rehefa hkqjbirx mby eo Anatrehanao
izao fiainan-janakao izao
Hisokatr'eo Anoloanao
ny firaiketan'ny fiainana
Hisoritr'eo ireo fahotana
ny ratsy sy ny hadalana
Ho rotidrotika eo ny fo
ho mafy koa izay han-jo

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : CFF (Chorale Foibe FPVM Taninanandrano)
Hits : 1590
Likes : 1 Like
Created by : H.A.J.
Date : 09/08/2020 12:59
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0329