Ry Fanahy Masina ao ambony 0023 (BOKIN-KIRA FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Ry Fanahy tononkira.serasera.org Masina ao ambony
Irak'i Jesosy Tompo,
Izahay aty dia mila vonjy,
Hafanao, mqolgom hatanjaho!

2 Ry Fanahy Masin-janahary,
Hazavao re ny sainay,
He! ny fonay osa, sy marary
Mba sitrano handresenay.

O! rpjswoe ry afo Masin'i Jesosy
'Zay irin'ny firenena,
lasanao koa re 'ty Nosay,
Mba handray ny famonjena.

Fiv Ry Fanahy Masina ô! midina
   Hanafana, hampahery eqsg
Fa ny fo lazolazoam-pahotana
   O! vonjeo, sao very

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296