Inty ilay Zanakao (BOKIN-KIRA FIDERANA)

1.
Inty ilay zanakao nania fa hiverina Aminao
Efa trotraky ny hadalana vao mba nahatsiaro Anao
Mifona e! Mifona re!
Ho aiza moa aho

Ref :
Ka manomboka anio aho,
Dia tano fa Anao
Hafoiko hilaozako avokoa
Izao tontolo rehetra izao
Ireo ditra sy ireo rendrarendra,
Efa ampy ahy izay
Ampy izay, Ianao no tiako indray

Ny fahotana efa vitako, nanenenako
Lalana nandratra loatra iny tsy hiverenako
Soa ihany e! soa ihany aho
Fa novonjenao
--------
Rohy: https://tononkira.serasera.org/hira/bokin-kira-fiderana/inty-ilay-zanakao-1
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : BOKIN-KIRA FIDERANA
Vangy : 7335
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 14/04/2016 16:02
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2022 - page load 0.2413