Hira faha-40 taona (BOKIN-KIRA FIDERANA)

– Notoloranao adidy
Teto an-tanimbolinao
koa na mamy na mangidy
Ho zakaiko tsotra izao
Na mavesatra aza re ?
Mila tsy ho zakako
Ny hany tokiko ilay hoe :

Indro Aho momba anao
Hiezaka aho nefa Ray
Ny halemeko fantatrao
Ampianaro aho mba handray
Ny Toky avy Aminao

Raha todihina ny lasa,
Toa mba misy vita ihany
Mbola maro anefa ny asa
Eto an-tanimbolinao
Raha ny fahavalo ve ?
Ho sedraiko tsotra izao
Ny hany tokiko dia ilay hoe :
Indro Aho momba anao
--------
Rohy: https://tononkira.serasera.org/hira/bokin-kira-fiderana/hira-faha-40-taona
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : BOKIN-KIRA FIDERANA
Vangy : 861
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 10/04/2016 12:02
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2022 - page load 0.0647