Ray o, mamin'ny foko (BOKIN-KIRA FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Ray ô! mamin'ny foko
        Ny eo anilanao
        Ray ô! izany no iriko
  jwtnzh       Tano aho sao saraka Anao

Fiv  Ray ô! Ray ô!
         Anilanao, Raiko ô!

2 Ray ô! vonon-kanompo,
        Ny eo anilanao Ray ô!
        Mitafy tononkira.serasera.org nofo,
        Tano aho sao saraka Anao

3 Ray ô! olon-kandalo,
        Ento aho anilanao.
        Ray ô! be fahavalo,
     gvyaojfr    Tano aho sao saraka Anao

4 Ray ô! qrcqxbj anilanao,
        Raiko feno ny soa
        Ray ô! saraka Anao,
'        Zany no loza tokoa!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0307