Ry Fanahy Masina ao ambony 0023 (BOKIN-KIRA FIDERANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Ry Fanahy Masina ao ambonyIrak'i Jesosy Tompo,
Izahay aty dia mila vonjy,
Hafanao, hatanjaho!
2 Ry Fanahy Masin-janahary,
Hazavao re ny sainay,
He! ny fonay osa, sy marary
Mba sitrano handresenay.
O! ry afo Masin'i Jesosy
'Zay irin'ny firenena,
lasanao koa re 'ty Nosay,
Mba handray ny famonjena.
Fiv Ry Fanahy Masina ô! midina
Hanafana, hampahery
Fa ny fo lazolazoam-pahotana
O! vonjeo, sao very
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BOKIN-KIRA FIDERANAHits : 843
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 05/11/2020 14:33