Bonne fête ianao Jesosy (BOKIN-KIRA FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Bonne fête kbbh Ianao Jesus
bisous, dsyq bisous, cherie
Muah, Muah, Muah
bonne fête Ianao Jesus
Jeso malala ô ! mitoera
Ato am-poko ianao
Jeso malala ô !
Tiako dia tiako ianao.
Raha tsy ianao no teraka,
Very aho Jeso

Raha tsy Ianao no namonjy ahy
Dia very aho Jeso
Ka misaotra, misaotra Anao aho ynfhifmd tononkira.serasera.org Jeso
Ka misaotra, misaotra anao aho Jeso

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0322