Mamiko indrindra Jesosy (BOKIN-KIRA FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Mamiko indrindra Jesosy
Mamiko indrindra
Hianao Fa Hianao tsy miova
Mamaly vavaka

2 Tsy manana tononkira.serasera.org vola aho
Tsy manana harena be
Tsy manan-javatsoa azoko antenaina
Fa ampy ahy ny Fahasoavanao


Fiv Tompo ô !
Ino raha avaliko Anao
Amin'ny soa rehetra
Izay nataonao ho ahy
Hatramin'ny kely indrindra lqmwu
Jesosy ô! Misaotra aasmv Anao

3 Haleloia, Haleloia Haleloia, Haleloia Haleloia, Haleloia hkrtof Haleloia

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0487