Jesosy ô, indreto ny olonao (BOKIN-KIRA FIDERANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Jesosy ô! indreto oyyrsrq ny olonao
Manatona Anao mba ho vonjena
Manatona Anao sao very
Kely finoana, Jeso ka mila hery
Fiv
Mamaky efitra ka mety solafaka
Raha tojo fiakarana dia tononkira.serasera.org mety tsy ho afaka
Herikereho ihany fqzxdvhs Jeso
Fa mbola malefaka
Tazatazano ihany Jeso
Fa sao dia reraka
2
Jesosy ô! indreto ny olonao
Manatona Anao bnhv mba ho vonjena
Manatona Anao ka tohano
Raha sendra lavo aho, Jeso, atsangano.
3
Fanahy Masina ô, midina
Jereo ny olonao fa sao variana
Izay matory mba fohazo
Ny Fanahy Masina, Jeso, afafazo
Jesosy ô! indreto oyyrsrq ny olonao
Manatona Anao mba ho vonjena
Manatona Anao sao very
Kely finoana, Jeso ka mila hery
Fiv
Mamaky efitra ka mety solafaka
Raha tojo fiakarana dia tononkira.serasera.org mety tsy ho afaka
Herikereho ihany fqzxdvhs Jeso
Fa mbola malefaka
Tazatazano ihany Jeso
Fa sao dia reraka
2
Jesosy ô! indreto ny olonao
Manatona Anao bnhv mba ho vonjena
Manatona Anao ka tohano
Raha sendra lavo aho, Jeso, atsangano.
3
Fanahy Masina ô, midina
Jereo ny olonao fa sao variana
Izay matory mba fohazo
Ny Fanahy Masina, Jeso, afafazo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BOKIN-KIRA FIDERANAVangy : 9470
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 10/04/2016 12:02
