Isaoranay Zanahary (BOKIN-KIRA FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Isaoranay Zanahary,
Izay mitahy sy miaro.

2 Izay matoky an'i Jeso
Velona tsy misy marary.

3 Izay miakatra any an-danitra
Tsy mba misy milanja vatsy.

4 Izay mahazo Paradisa
Velona mandrakizay.

5 Isaoranay Zanahary,
'Zay mitahy sy miaro.
--------
Lien: https://tononkira.serasera.org/hira/bokin-kira-fiderana/isaoranay-zanahary
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : BOKIN-KIRA FIDERANA
Visites : 4243
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 10/04/2016 12:01
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.0842