Ny foko no mifaly fa navotanao (BOKIN-KIRA FIDERANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Ny tononkira.serasera.org foko no mifaly zsjwy fa navotana
Voaheloka ho very fa nafahanao
Nomena koa ho lovako ny lanitra
Fonenan'ny voaavotra
Fiv
Tsy ny ety no hifaliako
Fa zava-poana raha ety
Jesosy no andrasanao yeoh ry fo
Ary an-danitra àry.
2
Kanefa izaho tsy mahay miomana
Raha mbola manodidina ny olona
Ny aizin'ny ota izay nofinidiny
Tsy andovany ny zava-tsoa
3
Adidiko ny handray farango fintana
Harato izay azoko ho entina
Hamory olona czpo ho ao an-danitra
Ny tenin'Andriamanitra
Ny tononkira.serasera.org foko no mifaly zsjwy fa navotana
Voaheloka ho very fa nafahanao
Nomena koa ho lovako ny lanitra
Fonenan'ny voaavotra
Fiv
Tsy ny ety no hifaliako
Fa zava-poana raha ety
Jesosy no andrasanao yeoh ry fo
Ary an-danitra àry.
2
Kanefa izaho tsy mahay miomana
Raha mbola manodidina ny olona
Ny aizin'ny ota izay nofinidiny
Tsy andovany ny zava-tsoa
3
Adidiko ny handray farango fintana
Harato izay azoko ho entina
Hamory olona czpo ho ao an-danitra
Ny tenin'Andriamanitra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BOKIN-KIRA FIDERANAVangy : 1585
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 10/04/2016 11:59
