You are here: home > Tononkira > BOKIN-KIRA FIDERANA

Hain'ny Tompo (BOKIN-KIRA FIDERANA)

https://tononkira.serasera.org/hira/bokin-kira-fiderana/hainny-tompo

Hain'ny Tompo, eny hainy
Ny mandamina ny fiainako androany
Hain'ny Tompo, eny hainy
Ny manafaka amin'iztononkira.serasera.orgay manjo ahy

Fiv.:
Eny hainy, tena hainy
Ny manao, mihoatra izay nofisiko
Eny hainy, tena hainy
Ny manao ahy araka, izay tiany

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : BOKIN-KIRA FIDERANA
Mpamaky : 9437
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mbahoirayihanyizyrehetra
Tamin'ny : 10/04/2016 11:58:25
ID : 8255

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo