Ny foko no mifaly fa navotanao (BOKIN-KIRA FIDERANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1
Ny foko no mifaly fa navotana
Voaheloka mgov ho very fa nafahanao
Nomena koa ho lovako ny lanitra
Fonenan'ny voaavotra
Fiv
Tsy ny ety no hifaliako
Fa tononkira.serasera.org zava-poana raha ety
Jesosy no andrasanao ry fo
Ary an-danitra àry.
2
Kanefa izaho tsy mahay miomana
Raha mbola manodidina ny olona
Ny aizin'ny ota izay nofinidiny
Tsy andovany ny zava-tsoa
3
Adidiko ny handray farango fintana
Harato izay azoko ho entina ogohgpv
Hamory olona ho ao an-danitra sklufq
Ny tenin'Andriamanitra
Ny foko no mifaly fa navotana
Voaheloka mgov ho very fa nafahanao
Nomena koa ho lovako ny lanitra
Fonenan'ny voaavotra
Fiv
Tsy ny ety no hifaliako
Fa tononkira.serasera.org zava-poana raha ety
Jesosy no andrasanao ry fo
Ary an-danitra àry.
2
Kanefa izaho tsy mahay miomana
Raha mbola manodidina ny olona
Ny aizin'ny ota izay nofinidiny
Tsy andovany ny zava-tsoa
3
Adidiko ny handray farango fintana
Harato izay azoko ho entina ogohgpv
Hamory olona ho ao an-danitra sklufq
Ny tenin'Andriamanitra
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BOKIN-KIRA FIDERANAHits : 1525
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 10/04/2016 11:59
