NOHEVERIKO 0179 (BOKIN-KIRA FIDERANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Noheveriko ho tsara ny safidy
Izay natao na nandramako nigoka ny Amin' izao fiainana izao
Ka tsy misy izay tsy vita
Rehefa mety ho sitrapo
Hay tsy nahafa-po
Sy tsy tanteraka avokoa
Tsy araka izay nantenaina nurjqew hoe hitondra soa
2. Noheveriko fa rehefa miantso ny Anaranao vtej
Na mameno dabilio
Ao am-piangonana ao
Dia ho tafiditra ny lanitra any Aminao Jesoa
Hay ka mila fibebahana famindram-po
Mila fanoloran-tena sy fahadiovam-po
3. Noheveriko ho ny harena sy rrowug fahaizana ihany
no tononkira.serasera.org tena lova tsara indrindra eto an-tany
Kanefa zava-poana sy tsy misy dikany izany
Raha tsy mikatsaka anao Jeso hatrany
4- Noheveriko fa ny fanaovana adidy sy asa soa
Dia ampy hahatongavako Aminao Jeso
Kinanjo zava-poana sy tsy misy dikany avokoa
raha tsy manaraka ny didin'ny Tsitoha

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BOKIN-KIRA FIDERANAVangy : 766
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 05/11/2020 14:33