NOHEVERIKO 0179 (BOKIN-KIRA FIDERANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Noheveriko ho tsara tononkira.serasera.org ny safidy
Izay natao na nandramako sbwhool nigoka ny Amin' izao fiainana izao
Ka tsy misy izay tsy vita
Rehefa mety ho sitrapo
Hay tsy nahafa-po
Sy tsy tanteraka avokoa
Tsy araka izay nantenaina hoe hitondra soa
2. Noheveriko fa rehefa miantso ny Anaranao
Na mameno dabilio
Ao am-piangonana ao
Dia ho tafiditra ny lanitra any Aminao Jesoa
Hay cfogn ka mila fibebahana famindram-po
Mila fanoloran-tena sy fahadiovam-po
3. Noheveriko ho ny harena sy fahaizana ihany
no tena lova tsara indrindra eto an-tany
Kanefa zava-poana sy tsy misy dikany izany
Raha tsy mikatsaka anao Jeso hatrany
4- Noheveriko fa ny fanaovana adidy sy asa soa
Dia ampy hahatongavako Aminao Jeso
Kinanjo zava-poana sy tsy misy dikany avokoa
raha tsy manaraka ny didin'ny nmpqhcgq Tsitoha

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BOKIN-KIRA FIDERANAHits : 828
Likes : 0 Like
Created by : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 05/11/2020 14:33