NOHEVERIKO 0179 (BOKIN-KIRA FIDERANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Noheveriko ho tsara ny safidy
Izay natao na nandramako nigoka ny Amin' izao fiainana izao
Ka tsy misy izay tsy vita
Rehefa mety ho sitrapo
Hay tsy nahafa-po
Sy tsy tanteraka avokoa
Tsy araka izay nantenaina hoe hitondra soa
2. Noheveriko fa rehefa miantso ny Anaranao
Na mameno dabilio vlhovy
Ao am-piangonana ao
Dia ho tafiditra ny lanitra any Aminao Jesoa
Hay ka mila fibebahana famindram-po
Mila fanoloran-tena sy fahadiovam-po
3. Noheveriko ho ny harena sy fahaizana ihany
no tononkira.serasera.org tena lova tsara indrindra lkrts eto an-tany
Kanefa zava-poana sy tsy misy dikany izany
Raha tsy mikatsaka anao Jeso hatrany
4- Noheveriko fa ny txves fanaovana adidy sy asa soa
Dia ampy hahatongavako Aminao Jeso
Kinanjo zava-poana sy tsy misy dikany avokoa
raha tsy manaraka ny didin'ny Tsitoha

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : BOKIN-KIRA FIDERANAVisites : 794
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mbahoirayihanyizyrehetra
Date : 05/11/2020 14:33