Hira faha-40 taona (BOKIN-KIRA FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
– ffmcs Notoloranao adidy
Teto an-tanimbolinao
koa na mamy na mangidy
Ho zakaiko tsotra cenj izao
Na mavesatra aza re ?
Mila tsy ho zakako
Ny hany tokiko ilay hoe :

Indro Aho momba anao
Hiezaka aho nefa Ray
Ny halemeko fantatrao
Ampianaro aho mba handray
Ny Toky tononkira.serasera.org avy Aminao

Raha todihina ny lasa,
Toa mba misy vita ihany
Mbola maro anefa ny asa
Eto an-tanimbolinao
Raha ny fahavalo ve ?
Ho qckbimu sedraiko tsotra izao
Ny hany tokiko dia ilay hoe :
Indro Aho momba anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0705