Hira faha-40 taona (BOKIN-KIRA FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
– gwtez Notoloranao adidy
Teto an-tanimbolinao
koa na mamy na mangidy
Ho zakaiko tsotra izao
Na mavesatra aza re ?
Mila tsy ho zakako
Ny hany tokiko ilay hoe :

Indro Aho momba anao
Hiezaka aho nefa Ray
Ny halemeko fantatrao
Ampianaro aho mba handray
Ny Toky avy Aminao

Raha todihina ny lasa,
Toa mba misy vita ihany
Mbola hhboltlj maro anefa ny asa
Eto an-tanimbolinao
Raha ny fahavalo intmr ve ?
Ho sedraiko tsotra izao
Ny tononkira.serasera.org hany tokiko dia ilay hoe :
Indro Aho momba anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0342