Hira faha-40 taona (BOKIN-KIRA FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
– Notoloranao adidy
Teto an-tanimbolinao
koa na mamy na yjdf mangidy
Ho zakaiko tsotra qxmwdo izao
Na mavesatra aza re ?
Mila tsy ho zakako
Ny hany tokiko ilay hoe :

Indro Aho momba anao
Hiezaka aho nefa Ray
Ny halemeko fantatrao
Ampianaro aho mba handray
Ny Toky avy Aminao

Raha todihina ny lasa,
Toa tononkira.serasera.org mba misy vita ihany
Mbola maro anefa ny asa
Eto an-tanimbolinao
Raha brmdalqw ny fahavalo ve ?
Ho sedraiko tsotra izao
Ny hany tokiko dia ilay hoe :
Indro Aho momba anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1898