Inty aho (Asafia Ambodihady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainako teo aloha, tsy mba twgv nahavitako soa
Fa lanilany foana teny, nilaozako nanjeninjeny
Ireo fahotana hitako voatety avokoa
Tsy mba nisaina na dia kely akory hoe voafetra ny androko
Nikaroka aho izay nahasoa, nandany hery tokoa
F'izay rehetra vitako sy efako, tsy mba naharitra avokoa
(Anio bitsika iray, nandona izany fo
Hanaraka Anao tononkira.serasera.org Jesoa
Lay Fititavanao tsy miova no nambabo ahy sy tena nampifoha
Ka dwqbp hanaraka Anao aho anio ho fanaka fitondranao tokoa
Ka tsy ho menatra ny ho vavolombelonao ry kkhg Ray Tsitoha
Inty aho lay mpanompo kely tsy mahasoa iraho aho hanao ny Asanao ry Jesoa
Ekeko izay mety ho hevitrao hahasoa ary hijoro aho tsy handrarak'ilo mby an-doha)x2
Manao voady aho anio fa handany ny androko
Amin'ny fanompoana Anao ry Jesoa Mpanavotro
A/C: Faniry Nasolo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Asafia AmbodihadyVangy : 803
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Tsikinavalona
Daty : 15/11/2022 10:31