Inty aho (Asafia Ambodihady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainako teo aloha, tsy mba nahavitako soa
Fa lanilany foana teny, nilaozako nanjeninjeny
Ireo fahotana hitako voatety avokoa
Tsy mba nisaina na dia kely akory hoe voafetra ny androko
Nikaroka aho tononkira.serasera.org izay nahasoa, nandany hery tokoa
F'izay rehetra vitako sy efako, tsy mba naharitra avokoa
(Anio bitsika rtoxd iray, nandona izany fo
Hanaraka Anao Jesoa
Lay Fititavanao tsy miova no nambabo ahy sy tena nampifoha
Ka hanaraka Anao aho anio ho fanaka fitondranao tokoa
Ka tsy ho menatra ny ho vavolombelonao ry Ray Tsitoha
Inty aho cxhamhwq lay mpanompo kely tsy mahasoa iraho aho hanao ny Asanao ry Jesoa
Ekeko izay mety ho hevitrao hahasoa ary hijoro aho tsy handrarak'ilo mby nbxkxmmj an-doha)x2
Manao voady aho anio fa handany ny androko
Amin'ny fanompoana Anao ry Jesoa Mpanavotro
A/C: Faniry Nasolo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Asafia AmbodihadyVisites : 845
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Tsikinavalona
Date : 15/11/2022 10:31