Tiako ny anilanao (Asafia Ambodihady)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tiako ny anilanao, mahatsiaro fahasambarana foana aho e!
Mipody tsiky jiaby ireo talaho e!
Tabataban'ireo tsy tia ireo tsy ahoako
Endrikendrika etsy sy ery tsy hitalahoako fa...

Anilanao zaho tamana
Misy hafaliana feno fitiavana
Fitiavanao Ray ampy ahy
Eny ampy ijoroako hampandresy ny finoako
N'inona mandreraka ny loha (oooh)
Ianao no vatolampy heriko (oooh)
N'inona zay zava-mampanahy
Izaho hangina fa Ianao hiady ho ahy
Mpandresy aho amin'ny alalanao mpandresy aho
Hitoetra anilanao mpandresy aho

Tiako ny anilanao, mahatsiaro fahasambarana foana aho e!
Mipody tsiky jiaby ireo talaho e!
Tabataban'ireo tsy tia ireo tsy ahoako
Endrikendrika etsy sy ery tsy hitalahoako fa...

Anilanao zaho tamana
Misy hafaliana feno fitiavana
Fitiavanao Ray ampy ahy
Eny ampy ijoroako hampandresy ny finoako
N'inona mandreraka ny loha (oooh)
Ianao no vatolampy heriko (oooh)
N'inona zay zava-mampanahy
Izaho hangina fa Ianao hiady ho ahy
Mpandresy aho amin'ny alalanao mpandresy aho
Hitoetra anilanao mpandresy aho

Anilanao zaho tamana
Misy hafaliana feno fitiavana
Fitiavanao Ray ampy ahy
Eny ampy ijoroako hampandresy ny finoako
Tiako ny anilanao

A/C: Dera Dafr
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Asafia Ambodihady
Vangy : 377
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Tsikinavalona
Daty : 15/11/2022 13:33
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0735