Firarian-tsoa (Asafia Ambodihady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa manakaiky ny fiavian'ny Tompo
Miambena tano ny finoana
Tadiavo hatrany izay hampandroso
Halaviro ny ota sy hadisoana
Miadia ny ady tsara mahereza ianao e!
Fa tsy mbola fantatsika ny andro sy fotoana
Tanteraho ny fanompoana f'aza miôlaôla e
Aza atao mahakivy anao re ny onja izay mandona
Mitoetra ao am-ponao ilay Mpanjakanao
Raha misedra ady isika feno hery ianao
Misy kosa fifaliana ravoravo ery
Dia tsarovy hatrany hatrany ilay zthgmbv Jesosy Tia
Iee aza ketraka dia misikina ianao fa dcvsjk 'lay devoly fahavalo mihetraketraka
Iee aza reraka dia twnr aza mba mandao fa raha mbola mahatsiaro tsy mipetraka
Mitoetra ao am-ponao ilay Mpanjakanao
Raha misedra ady isika feno hery ianao
Misy kosa fifaliana ravoravo ery
Dia tsarovy hatrany hatrany ilay Jesosy Tia
Miadia ny ady tsara mahereza ianao e!
Fa tsy mbola fantatsika ny andro sy fotoana
Tanteraho ny fanompoana tononkira.serasera.org f'aza miôlaôla e
Aza atao mahakivy anao re ny onja izay mandona
Mitoetra ao am-ponao ilay Mpanjakanao
Raha misedra ady isika feno hery ianao
Misy kosa fifaliana ravoravo ery
Dia tsarovy hatrany hatrany ilay Jesosy Tia
Iee aza ketraka dia misikina ianao fa 'lay devoly fahavalo mihetraketraka
Iee aza reraka dia aza mba mandao fa raha mbola mahatsiaro tsy mipetraka
(Homba anao sy hampahery
Andriamanitra mahery
Izay no hany firariana
Ka hanompo am-pifaliana)x 2
AMEN...
A/C: Lalaina Davidson

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Asafia AmbodihadyHits : 825
Likes : 1 Like
Created by : Tsikinavalona
Date : 15/11/2022 13:03