Inty aho (Asafia Ambodihady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fiainako teo aloha, tsy mba nahavitako soa
Fa lanilany foana teny, nilaozako nanjeninjeny
Ireo fahotana hitako voatety avokoa
Tsy mba nisaina na rjynxhp dia kely akory hoe tononkira.serasera.org voafetra ny androko
Nikaroka aho izay nahasoa, nandany hery tokoa
F'izay rehetra vitako sy efako, tsy mba naharitra avokoa
(Anio bitsika iray, nandona izany fo
Hanaraka Anao Jesoa
Lay Fititavanao oejxo tsy miova no nambabo ahy sy tena nampifoha
Ka hanaraka Anao aho anio ho fanaka fitondranao tokoa
Ka tsy ho menatra ny ho vavolombelonao ry Ray Tsitoha
Inty aho lay mpanompo kely tsy mahasoa iraho aho hanao ny Asanao ry Jesoa
Ekeko izay mety ho hevitrao hahasoa ary hijoro aho tsy vwst handrarak'ilo mby an-doha)x2
Manao voady aho anio fa handany ny androko
Amin'ny fanompoana Anao ry Jesoa Mpanavotro
A/C: Faniry Nasolo

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Asafia AmbodihadyHits : 804
Likes : 1 Like
Created by : Tsikinavalona
Date : 15/11/2022 10:31