Ny Zanako (Asafia Ambodihady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hoy Jehovah
“Fa ny zanako sy tononkira.serasera.org ny asan-tanako
De aoka ho adidiko ihany
Raha Izaho no momba azy
Tsy mba misy hahatohitra
Toy ny fanomban’ny reniakoho
Ny zanany ao ambany elany
Ny Fitiavako anareo
Tena sambatra ny amoiu manana Ahy ho Andriamaniny
Mijery ny ambany toetra Aho
Mitsinjo izay kjatatzq matahotra Ahy
Manafaka ny fanahiany
Amin’ny fahafatesana
Tsy dillc mba foiko ny ondriko
Akaikeziko isan’andro
Mba hahatsiaro ny Anarako
Satria fantatro ny nofidiko
Sady fantany Aho
(Koa mba inona?
Koa mba inona no havalinao
No havalinao e
Zany ry olom-boafidy) x 2
Zany ry olom-boafidy x 2
A/C: Ratovonoharimampianina Henintsoa
“Fa ny zanako sy tononkira.serasera.org ny asan-tanako
De aoka ho adidiko ihany
Raha Izaho no momba azy
Tsy mba misy hahatohitra
Toy ny fanomban’ny reniakoho
Ny zanany ao ambany elany
Ny Fitiavako anareo
Tena sambatra ny amoiu manana Ahy ho Andriamaniny
Mijery ny ambany toetra Aho
Mitsinjo izay kjatatzq matahotra Ahy
Manafaka ny fanahiany
Amin’ny fahafatesana
Tsy dillc mba foiko ny ondriko
Akaikeziko isan’andro
Mba hahatsiaro ny Anarako
Satria fantatro ny nofidiko
Sady fantany Aho
(Koa mba inona?
Koa mba inona no havalinao
No havalinao e
Zany ry olom-boafidy) x 2
Zany ry olom-boafidy x 2
A/C: Ratovonoharimampianina Henintsoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Asafia AmbodihadyVangy : 1079
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Tsikinavalona
Daty : 15/11/2022 09:41
