Mpandresy (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na manpilofika xdjdqhlk aza ,Zao hita maso izao
Mandratra ,manpitomany ,ireo sendra ho entiny
Na tsy hamoa aza , ireo aviavy
Na tsy pvqqe hamelana aza ,tsy hisy voa izao tsy hiala aminao
Ref : tsy ataoko mahakivy ahy satria izaho
Manana anao jeso
Ianao ilay manpahery ahy ,mitraka hatrany
rhbjs Fa mpandresy aho aminao tononkira.serasera.org
Na ho hambina aza ,ireo ratsy fanahy
Tsy ataoko hakivy ahy ireo ady hatreako
Na dia maro aza ireo fahavalo
Ny fantatro de Zao f'ianao
Jeso no miady ho ahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)Vangy : 478
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : vanessaPARANIAINA
Daty : 06/04/2025 09:41