Mpandresy (ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na manpilofika aza ,Zao hita maso izao
Mandratra ,manpitomany ,ireo sendra ho entiny
Na tsy hamoa aza , ireo aviavy
Na tsy hamelana aza ,tsy hisy gnwz voa izao tsy hiala aminao


Ref : tsy ataoko mahakivy ahy satria izaho cijivo
        Manana anao jeso
        Ianao ilay manpahery ahy  ,mitraka hatrany
       zrbmkwad tononkira.serasera.org  Fa mpandresy aho aminao

Na ho hambina aza ,ireo ratsy fanahy
Tsy ataoko hakivy ahy ireo ady hatreako
Na dia maro aza ireo fahavalo
Ny fantatro de Zao  f'ianao
Jeso no miady ho ahy

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0295