Vavaka (Antsan'ny Serafima Tangaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org 1. Miantso Anao e 'ty zanakao
Andriamanitra any an-danitra e.
Fa maro be ireo manenjika
Henoy raha sitrakao ny vavakay.
Ny Herinao no hahazakako re
Tsy hanaradia ireo kwmlzove zava-dratsy e.
Avelao aho eo anilanao
Ho faty aminao raha sitrakao.
2. Zazavery ahy jwyel tsy anilanao
Tario hanaraka ny hevitrao.
Tsy resy aho fa manetry tena
Tsy mangina fa mitafy motfmxq Anao.
Tena ratsy e ny fiainanay
Mihazakazaka ny haizina e.
Midina re, vonjeo ny taninay
Fa latsaka anaty lavaka.
A/C : RABEMANANTSOA Njato Ny Aina
Andriamanitra any an-danitra e.
Fa maro be ireo manenjika
Henoy raha sitrakao ny vavakay.
Ny Herinao no hahazakako re
Tsy hanaradia ireo kwmlzove zava-dratsy e.
Avelao aho eo anilanao
Ho faty aminao raha sitrakao.
2. Zazavery ahy jwyel tsy anilanao
Tario hanaraka ny hevitrao.
Tsy resy aho fa manetry tena
Tsy mangina fa mitafy motfmxq Anao.
Tena ratsy e ny fiainanay
Mihazakazaka ny haizina e.
Midina re, vonjeo ny taninay
Fa latsaka anaty lavaka.
A/C : RABEMANANTSOA Njato Ny Aina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Serafima TangainaVangy : 191
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tefy606
Daty : 12/06/2026 14:13
