Eo ampelatananao (Antsan'ny Serafima Tangaina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Eo ampelatananao no mahalavorary ahy,
Fantatro, ô ry Ray Tsitoha.
Eo ambany helatrao toerana hahasambatra nsbevs ahy,
Fantatrao, Andriamanitro.

  Fiv : Ny eto antany tsy maharitra
         Mora loa, feno haratsiana.
         tononkira.serasera.org Fiainana izay voafetra ihany
         Hay Ray ô!
         Fahoriana mahasasatra.

2. Vatolampiko Ianao, elo biny fialofako
N'aiza n'aiza ho lalampioainako.

Heriko Ianao, fahasoavako.
Toera-mamiko ny eo Anilanao. (indroa)
O ry Ray.

A/C : RABEMANANTSOA Njato Ny Aina

  bjzwluiz

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antsan'ny Serafima Tangaina
Hits : 591
Likes : 0 Like
Created by : Tefy606
Date : 08/10/2024 14:36
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0981