Vavaka (Antsan'ny Serafima Tangaina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Miantso Anao e 'ty zanakao
Andriamanitra any an-danitra e.
Fa maro be ireo manenjika
Henoy raha sitrakao ny vavakay. tononkira.serasera.org

Ny Herinao no hahazakako re
Tsy hanaradia ireo zava-dratsy e.
Avelao aho eo anilanao
Ho faty aminao raha sitrakao.

2. Zazavery gkbuf ahy tsy anilanao
Tario hanaraka ny hevitrao.
Tsy resy aho fa manetry tena
Tsy mangina fa mitafy Anao.

Tena ratsy e ny umqnxzaq fiainanay
Mihazakazaka ny haizina e.
Midina re, vonjeo ny taninay
Fa latsaka anaty lavaka.

A/C : RABEMANANTSOA uqhoxr Njato Ny Aina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antsan'ny Serafima Tangaina
Visites : 285
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tefy606
Date : 12/06/2026 14:13
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.6757