Finaritra (Antsan'ny Serafima Tangaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Finaritra ny ato ampoko manana Anao.
Faly aho fa manamtompo be fitiavana.
Nanafaka tamin'ny haizimpito,
Andriamanitra tsy manary izy e!
Tretrika aho ry Tompo, f'olon'afaka.
Tsy ho zavapoana intsony ny andro sisa e.
Ampy hahasambatra ahy ny fitiavanao
Haraton'ny fihavanana e.
Fiv : Eny faly aho e, eny sambatra!
Fa Izy no jiro sy fanilon'ny lalana.
Fahasoavana, mitosaka
Fa tsara izy Tompo Fitiavana.
2. Maro fa tsy mora ny lalana.
Ny sakana sy fisedrana tsy ho afaka.
Fa teo Ianao, hery mitondra anay e
Handresy ny onjan'ny fiainana e.
Ao Aminao ry Tompo ny fiadanana
Tsy ho zavapoana intsony ny andro sisa e.
Ampy hahasambatra ahy ny fitiavanao
Haraton'ny fihavanana e.
Faly ny foko fa manantompo e, ykxlx mitondra makany quuoey amin'ny fahafahana.
Tompo mahery ary koa mpandresy. tononkira.serasera.org
Fitiavan'i Tompo tsy manampetra e, tsy mba mivaky nefa mitoetra.
Ilay loharano tsy mety ritra.
A/C : RABEMANANTSOA Njato Ny Aina thoqxnfb

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny Serafima TangainaVisites : 606
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tefy606
Date : 08/10/2024 15:06