Fanahy masina (Antsan'ny Serafima Tangaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Fanahy masina, mpanazava
miantso anao izahay
midina eto anio hitondra anay tononkira.serasera.org hivavaka.
Fa mila anao zahay olombelona
Hampihiratra ny maso
hahita ny jrynn lalana.
ref: Mpankahery anay,
Fanahy fitiavana
mpanafaka alahelo,
Andriamanitra Tokana olona telo.
2) Fanahy ybrfrs masina arotsahy
ireo fanomezana
Mitoky aminao Aho
ny foko manantena.
Fahasambarana ny anilanao
mitondra anay amin'ny fiadanana.
3) Ry fanahy masina o,
miantso anao izahay,
ianao mpanazava
Mba midina iequvoql hitondra anay hivavaka.
A/C : RABEMANANTSOA Njato Ny Aina
miantso anao izahay
midina eto anio hitondra anay tononkira.serasera.org hivavaka.
Fa mila anao zahay olombelona
Hampihiratra ny maso
hahita ny jrynn lalana.
ref: Mpankahery anay,
Fanahy fitiavana
mpanafaka alahelo,
Andriamanitra Tokana olona telo.
2) Fanahy ybrfrs masina arotsahy
ireo fanomezana
Mitoky aminao Aho
ny foko manantena.
Fahasambarana ny anilanao
mitondra anay amin'ny fiadanana.
3) Ry fanahy masina o,
miantso anao izahay,
ianao mpanazava
Mba midina iequvoql hitondra anay hivavaka.
A/C : RABEMANANTSOA Njato Ny Aina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Serafima TangainaVangy : 620
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tefy606
Daty : 07/10/2024 09:56
