Vavaka (Antsan'ny Serafima Tangaina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Miantso Anao e 'ty zanakao
Andriamanitra any an-danitra e.
Fa maro be ireo manenjika
Henoy raha sitrakao ny vavakay. lqayvda

Ny Herinao no hahazakako re
Tsy hanaradia ireo zava-dratsy e.
Avelao aho tononkira.serasera.org eo anilanao
Ho faty aminao raha sitrakao.

2. dopkqfdj Zazavery ahy tsy anilanao
Tario hanaraka ny hevitrao.
Tsy resy aho fa manetry tena
Tsy mangina fa mitafy Anao.

Tena ratsy azglld e ny fiainanay
Mihazakazaka ny haizina e.
Midina re, vonjeo ny taninay
Fa latsaka anaty lavaka.

A/C : RABEMANANTSOA Njato Ny Aina

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antsan'ny Serafima Tangaina
Hits : 191
Likes : 0 Like
Created by : Tefy606
Date : 12/06/2026 14:13
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0344