Andriamanitra Masina (Antsan'ny Serafima Tangaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Masina ny Tompo Andriamanitra e!
Mampiray antsika mba ho zanany!
Tsy mba manampetra ny fitiavany
Ilay mpamindra uymgxyhg fo ary tsy manary.
Lehibe tokoa ny voninahiny.
Sarobidy loatra Ray ô! Mankadiry.
Tsy takatry ny saina tononkira.serasera.org izany heriny
Ilay nahary ny tany sy lanitra.
Fiv : Ny Zanakao ry Ray ô!
rwyz Ny fanahy ry Ray ô!
Natolotrao ho anay ô!
Hamonjy anay.
Nanafaka ry ray ô!
Ny fahotana.
Nampitombo ny finoana
Mba tsy hiova Ray ô!
Masina loatra ianao ry Ray
Mitondra anay ho amin'ny lalanao,
Ny foko sy ny fanahy hanompo Anao.
A/C : RABEMANANTSOA Njato Ny Aina efgf
Mampiray antsika mba ho zanany!
Tsy mba manampetra ny fitiavany
Ilay mpamindra uymgxyhg fo ary tsy manary.
Lehibe tokoa ny voninahiny.
Sarobidy loatra Ray ô! Mankadiry.
Tsy takatry ny saina tononkira.serasera.org izany heriny
Ilay nahary ny tany sy lanitra.
Fiv : Ny Zanakao ry Ray ô!
rwyz Ny fanahy ry Ray ô!
Natolotrao ho anay ô!
Hamonjy anay.
Nanafaka ry ray ô!
Ny fahotana.
Nampitombo ny finoana
Mba tsy hiova Ray ô!
Masina loatra ianao ry Ray
Mitondra anay ho amin'ny lalanao,
Ny foko sy ny fanahy hanompo Anao.
A/C : RABEMANANTSOA Njato Ny Aina efgf
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Serafima TangainaVangy : 516
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tefy606
Daty : 08/10/2024 14:43
