Henoy (Antsan'ny Serafima Tangaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Henoy ny antso niantsoana anareo
Ry olo-panota tsy manam-pinoana.
Mba mitodiha ka ny Tompo jereo
Sao ho avy ilay andro owklrcb ka hitoreo.
Nanafatra i Jesoa nanao hoe cuzrm miambena
Dia mba mivavaha ka mahatsiarova tena
Ry olona jamba manao be marenina
Ho tapitra ny andro vao hanenina.
Ianareo no fahazavana
Ho tonga modelin'ny isam-baravarana.
Fanilon'ny tany hirehitra ambony
Hanjaka fitiavana ao am-pony.
Ianareo no fanasin'ny tany
Natao hitondra ny soa sy ny mamy
Malama ny tany ka mitandrema
Sao ho ratsy famindra ka hianjera.
Henoy ny antson'ny Tomponareo.
Ireo zava-maro izay efa niseho
No ljel mba ekeo, dia mba jereo
Ilay Andriamanitra an-tampon'ny loha.
A/C : RABEMANANTSOA Njato Ny Aina tononkira.serasera.org
Ry olo-panota tsy manam-pinoana.
Mba mitodiha ka ny Tompo jereo
Sao ho avy ilay andro owklrcb ka hitoreo.
Nanafatra i Jesoa nanao hoe cuzrm miambena
Dia mba mivavaha ka mahatsiarova tena
Ry olona jamba manao be marenina
Ho tapitra ny andro vao hanenina.
Ianareo no fahazavana
Ho tonga modelin'ny isam-baravarana.
Fanilon'ny tany hirehitra ambony
Hanjaka fitiavana ao am-pony.
Ianareo no fanasin'ny tany
Natao hitondra ny soa sy ny mamy
Malama ny tany ka mitandrema
Sao ho ratsy famindra ka hianjera.
Henoy ny antson'ny Tomponareo.
Ireo zava-maro izay efa niseho
No ljel mba ekeo, dia mba jereo
Ilay Andriamanitra an-tampon'ny loha.
A/C : RABEMANANTSOA Njato Ny Aina tononkira.serasera.org
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny Serafima TangainaHits : 701
Likes : 0 Like
Created by : Tefy606
Date : 24/10/2024 15:28
