Mifohaza (Antsan'ny Serafima Tangaina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitsangana ianareo
Aoka ho mpanompon'i Tompo (aoka ho mpanompo e!)
Sarobidy anie 'lay fotoana
Ka mahaiza manararaotra
O! Ry lahy e, erxfssy lahy e, rey roy.

Aza miandry hoe hisy fambara
Fa i Jesoa efa nanambara!
Ka mifohaza, mifohaza manantona ny Ray.

Ho lavitra mantsy anie eulq 'zany lalana.
Raha varimbariana ho mety tsy haharaka.
Ataovy vatsy o! Ao anaty
Ilay hoe fitiava-namana.

Mandehana ianareo
'Ndeha hizory ny tononkira.serasera.org làlan'i Tompo (ndeha hizory e!)
Tombon'andro efa nomena
Aoka isika tsy hienahena
O! Ry lahy e, lahy e, rey roy.

Hiandry voninahitra foana
Vao hiseho imasom-bahoaka !
Ka hevero ihany ny zavatra atao.

Tsy mora onuq anefa vao ho afaka.
Misy tafiotra ary maro ny sakana.
Tano mafy o! Ny finoana Azy
Haharitra mandrakizay.

A/C: RABEMANANTSOA Njato Ny Aina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Serafima Tangaina
Vangy : 538
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tefy606
Daty : 24/10/2024 15:36
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.031