Ora Masina (Antsan'ny Serafima Tangaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org 1. Ora mamiko indrindra
Masina sy sarobidy
Fa handray Anao Jesoa
Eokaristia ato anatiko
Tompo ô, tsy mendrika
Ny hidiranao ato amiko aho
Fa manonona teny iray ihany nqrqp
Dia ho sitrana ny fanahiko
2. Mahatsiaro sambatra
Fa i Kristy no velona
Honina ato am-poko Izy hitondra fiadanana
Hampahery ahy
3. Antenaiko fatratra
Ilay coxjdrr ora masina
Mba hanome fiainana vaovao indray
Jesoa no ato anaty
A/C / RABEMANANTSOA huivu Njato Ny Aina
Masina sy sarobidy
Fa handray Anao Jesoa
Eokaristia ato anatiko
Tompo ô, tsy mendrika
Ny hidiranao ato amiko aho
Fa manonona teny iray ihany nqrqp
Dia ho sitrana ny fanahiko
2. Mahatsiaro sambatra
Fa i Kristy no velona
Honina ato am-poko Izy hitondra fiadanana
Hampahery ahy
3. Antenaiko fatratra
Ilay coxjdrr ora masina
Mba hanome fiainana vaovao indray
Jesoa no ato anaty
A/C / RABEMANANTSOA huivu Njato Ny Aina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Serafima TangainaVangy : 22
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tefy606
Daty : 19/10/2026 13:22
