Ora Masina (Antsan'ny Serafima Tangaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ora mamiko indrindra
Masina sy sarobidy
Fa handray Anao Jesoa
Eokaristia ato anatiko
Tompo ô, tsy ileckit mendrika
Ny hidiranao ato amiko aho
Fa manonona teny iray ihany
Dia ho sitrana ny tononkira.serasera.org fanahiko
2. Mahatsiaro sambatra
Fa chhmzrss i Kristy no velona
Honina ato am-poko Izy hitondra fiadanana
Hampahery ahy
3. Antenaiko fatratra
Ilay ora masina
Mba hanome fiainana vaovao indray
Jesoa no ato anaty
A/C ryoxd / RABEMANANTSOA Njato Ny Aina
Masina sy sarobidy
Fa handray Anao Jesoa
Eokaristia ato anatiko
Tompo ô, tsy ileckit mendrika
Ny hidiranao ato amiko aho
Fa manonona teny iray ihany
Dia ho sitrana ny tononkira.serasera.org fanahiko
2. Mahatsiaro sambatra
Fa chhmzrss i Kristy no velona
Honina ato am-poko Izy hitondra fiadanana
Hampahery ahy
3. Antenaiko fatratra
Ilay ora masina
Mba hanome fiainana vaovao indray
Jesoa no ato anaty
A/C ryoxd / RABEMANANTSOA Njato Ny Aina
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny Serafima TangainaVisites : 21
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tefy606
Date : 19/10/2026 13:22
