Ora Masina (Antsan'ny Serafima Tangaina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ora mamiko indrindra
Masina sy sarobidy
Fa handray Anao Jesoa
Eokaristia tononkira.serasera.org ato anatiko

Tompo ô, tsy mendrika hbzegsl
Ny hidiranao ato amiko aho
Fa manonona teny iray ihany
Dia ho sitrana ny fanahiko

2. Mahatsiaro sambatra
Fa i Kristy no velona
Honina ato am-poko Izy hitondra fiadanana
Hampahery avqebo ahy

3. Antenaiko fatratra
Ilay bioa ora masina
Mba hanome fiainana vaovao indray
Jesoa no ato anaty

A/C / RABEMANANTSOA Njato Ny Aina

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antsan'ny Serafima Tangaina
Hits : 23
Likes : 0 Like
Created by : Tefy606
Date : 19/10/2026 13:22
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0307