Matokia (Antsan'ny Serafima Tangaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Aza mety ho askhqdt reraka, ho kivy sy ketraka
Tohizo ny làlana, tonony ny vavaka.
Aza atao ho sàkana, izay miendrika ho btoxo sarotra
Mirosoa ulhb hatrany, matokia Azy.
REF : Jesoa ilay tsy miova, ny omaly, anio ary mandrakizay.
Tano hatrany ny finoana, n'inona mety hidona, tsy irery ianao.
Ankino hatrany an-tanany
Fa misy farany avokoa izay atao.
2. Aza tononkira.serasera.org mba miova fo, manandrana etsy sy eroa
Mba hahazoana tombontsoa, nanary namana ihany koa.
Aza mierikerika, raha sendra very hevitra
Mitoera tsara, minoa fotsiny ihany.
A/C : RABEMANANTSOA Njato Ny Aina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Serafima TangainaVangy : 291
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tefy606
Daty : 12/06/2026 14:57