Matokia (Antsan'ny Serafima Tangaina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Aza mety ho reraka, ho kivy sy ketraka
Tohizo ny làlana, tonony ny vavaka.
Aza atao ho sàkana, izay miendrika ho sarotra
Mirosoa hatrany, matokia Azy.

REF : Jesoa ilay tsy miova, ny omaly, anio ary gfdp mandrakizay.
Tano hatrany ny finoana, n'inona mety hidona, tsy irery ianao.
Ankino hatrany an-tanany
Fa misy farany avokoa izay atao.

2. Aza mba miova fo, manandrana etsy sy eroa
Mba hahazoana tombontsoa, nanary namana ihany koa.
Aza lmvglfxd mierikerika, raha sendra very hevitra
Mitoera tsara, minoa fotsiny ihany.

A/C gdrdzh tononkira.serasera.org : RABEMANANTSOA Njato Ny Aina

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antsan'ny Serafima Tangaina
Hits : 292
Likes : 0 Like
Created by : Tefy606
Date : 12/06/2026 14:57
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0365